|
|
|
|

Entry1  mandry fahalemana
Elementary words  2 mandry, 3 fahalemana
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 milamina tsy misy fikorontanana [1.1]
Examples  6  Mandry fahalemana isika izao fa efa azo ilay mpangalatra nampihorohoro ny tanàna [1.1#406]
Synonyms  7 mandry feizay

Updated on 2025/09/12